Haggai 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia notairin’NY TOMPO ny fanahin’i Zerobabela, zanak’i Sealtiela, governora any Joda, sy ny fanahin’i Josoa, zanak’i Jozadaka, Mpisoronabe, ary ny fanahin’ny sisa rehetra amin’ny vahoaka. Dia avy izy ka nandrafitra ny tranon’Andriamaniny, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary notairin’i Iaveh ny fanahin’i Zôrôbabela, zanak’i Salatiela, governora tany Jodà, ny fanahin’i Jesosy, zanak’i Josedeka, mpisorona lehibe, sy ny fanahin’ny vahoaka sisa rehetra; ka dia tonga izy ireo ary niasa tamin’ny Tranon’i Iavehn’ny tafika Andriamaniny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia notairin’ny TOMPO ny risi-pon’i Zerobabela governoran’i Joda sy ny an’i Josoa mpisorombe ary ny an’izay rehetra tafaverina avy any an-tsesitany; ary dia rafitra ireo nanao ny tranon’ilay TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamaniny,
Malagasy Bible 1865
Dia notairin'i Jehovah ny fanahin'i Zerobabela, zanak'i Sealtiela, governora any Joda, sy ny fanahin'i Josoa, zanak'i Jozadaka mpisoronabe, sy ny fanahin'ny sisa rehetra amin'ny vahoaka; ary dia avy izy ka nandrafitra ny tranon'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamaniny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia notairin’NY TOMPO ny fanahin’i Zerobabela, zanak’i Sealtiela, governora any Joda, sy ny fanahin’i Josoa, zanak’i Jozadaka, Mpisoronabe, ary ny fanahin’ny sisa rehetra amin’ny vahoaka. Dia avy izy ka nandrafitra ny tranon’Andriamaniny, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Dia notairin'i Jehovah ny fanahin'i Zerobabela, zanak'i Sealtiela, governora any Joda, sy ny fanahin'i Josoa, zanak'i Jozadaka mpisoronabe, sy ny fanahin'ny sisa rehetra amin'ny vahoaka; ary dia avy izy ka nandrafitra ny tranon'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamaniny,tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'ny volana fahenina tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa.