Haggai 1:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahefatra amby roapolo tamin’ny volana fahenina tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tamin’ny andro faha-24n’ny volana fahenina, taona faharoa, nanjakan’i Dariosa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariôsa, volana fahenina, andro faha-24.
Malagasy Bible 1865
tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'ny volana fahenina tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahefatra amby roapolo tamin’ny volana fahenina tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy izany.
malagasy
tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'ny volana fahenina tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa.