Haggai 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Ity firenena ity dia niteny hoe: Tsy mbola tonga ny fotoana tokony hananganana indray ny tranon’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Ity firenena ity manao hoe: Tsy mbola tonga ny fotoana, ny fotoana hanaovana ny tranon’i Iaveh indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Ny vahoakan’ity firenena ity milaza fa tsy mbola tonga ny fotoana hananganana indray ny tranoko.»
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Ity firenena ity nanao hoe: Tsy mbola tonga ny andro tokony hihaviana hanaovana ny tranon'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Ity firenena ity dia niteny hoe: Tsy mbola tonga ny fotoana tokony hananganana indray ny tranon’NY TOMPO.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Ity firenena ity nanao hoe: Tsy mbola tonga ny andro tokony hihaviana hanaovana ny tranon'i Jehovah.