Haggai 1:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga ny tenin’NY TOMPO izay noentin’i Hagay mpaminany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga ny tenin’i Iaveh, tamin’ny alalan’i Akjea mpaminany manao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nisy indray tenin’ny Tompo tamin’ny alalan’i Hagay mpaminany. Hafatra ho an’ny vahoaka izany ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia tonga ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga ny tenin’NY TOMPO izay noentin’i Hagay mpaminany hoe:
malagasy
Dia tonga ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe: