Haggai 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa fotoana tokony hitoeranareo ao amin’ny tranonareo misy valin-drihana va izao, kanefa ity trano ity dia rava?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ho anareo kosa moa dia fotoana hitoerana ao an-tranonareo voaisy peta-drindrina, amin’izao aharavan’io trano io izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Moa ve fotoana tokony hipetrahanareo amina trano voaravaka zava-tsarobidy ankehitriny, kanefa rava ity tempoly ity?
Malagasy Bible 1865
Moa andro tokony hitoeran'ny tenanareo ao amin'ny tranonareo misy valin-drihana va izao, kanefa rava ity trano ity?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa fotoana tokony hitoeranareo ao amin’ny tranonareo misy valin-drihana va izao, kanefa ity trano ity dia rava?
malagasy
Moa andro tokony hitoeran'ny tenanareo ao amin'ny tranonareo misy valin-drihana va izao, kanefa rava ity trano ity?