Haggai 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Hevero ny lalanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Diniho tsara ny lalanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no ilazan’ny TOMPOn’izao rehetra izao aminareo hoe: Hevero tsara ny manjo anareo.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hevero ny lalanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Hevero ny lalanareo.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Hevero ny lalanareo.