Haggai 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miakara any an-tendrombohitra ka makà hazo, ary ataovy ny Trano dia hankasitrahako izany sady hankalazaina Aho, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana any an-tendrombohitra ka mitondrà hazo, ary ataovy ny trano; hankasitrahiko sy hahazoako voninahitra izany, hoy i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miakara any an-tendrombohitra, dia makà hazo ary atsangano indray ny tranoko. Ho sitrako sady hahazoako voninahitra izany, hoy AHO aminareo.
Malagasy Bible 1865
Miakara any an-tendrombohitra, ka makà hazo, ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miakara any an-tendrombohitra ka makà hazo, ary ataovy ny Trano dia hankasitrahako izany sady hankalazaina Aho, hoy NY TOMPO.
malagasy
Miakara any an-tendrombohitra, ka makà hazo, ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah.[Na: amin'ny tany havoana]