Haggai 2:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahiraika amby roapolo tamin’ny volana fahafito no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO noentin’i Hagay mpaminany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny volana faha-7, andro faha-21n’ny volana, tonga ny tenin’i Iaveh, tamin’ny alalan’i Akjea, mpaminany, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny volana fahafito, andro faha-21 dia nisy tenin’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Hagay mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny andro fahiraika amby roa -polo tamin'ny volana fahafito no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahiraika amby roapolo tamin’ny volana fahafito no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO noentin’i Hagay mpaminany hoe:
malagasy
[Ny voninahitry ny tempoly vaovao, sy ny fitahiana ho azon'ny olon'Andriamanitra] Tamin'ny andro fahiraika amby roa -polo tamin'ny volana fahafito no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe: