Haggai 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro fahefatra amby roapolo tamin’ny volana fahasivy tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO izay noentin’i Hagay mpaminany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andro faha-24n’ny volana fahasivy, taona faharoa, nanjakan’i Dariosa, tonga ny tenin’i Iaveh, tamin’ny alalan’i Akjea, mpaminany, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariôsa, volana fahasivy, andro faha-24, dia nisy tenin’ny TOMPO indray tamin’ny mpaminany Hagay.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'ny volana fahasivy tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro fahefatra amby roapolo tamin’ny volana fahasivy tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy no nahatongavan’ny tenin’NY TOMPO izay noentin’i Hagay mpaminany hoe:
malagasy
Tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo tamin'ny volana fahasivy tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Dariosa no nahatongavan'ny tenin'i Jehovah nentin'i Hagay mpaminany nanao hoe: