Haggai 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Miangavy anao Aho, andeha maka hevitra amin’ny mpisorona hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Mangataha amin’ny mpisorona mba hanome valy mahatapaka, manaova hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fanontaniana hangatahana valin-teny mahatapaka amin’ny mpisorona izany, ka hoy i Hagay tamin’ireo: –Izao no lazain’ny Tompon’izao rehetra izao:
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Andeha maka hevitra amin'ny mpisorona hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Miangavy anao Aho, andeha maka hevitra amin’ny mpisorona hoe:
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Andeha maka hevitra amin'ny mpisorona hoe: