Haggai 2:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Hagay: Raha misy maloto amim-paty mikasika ireo, moa ho tonga maloto koa va ireo? Dia namaly ny mpisorona hoe: Ho tonga maloto ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Akjea: Raha olona voaloto amim-paty kosa no mikasika an’izany, ho voaloto va izany? Namaly ny mpisorona nanao hoe: Ho voaloto izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nanontany azy ireo koa i Hagay hoe: –Aoka indray hatao hoe misy olona maloto satria nikasi-paty izy; raha mahakasika sakafo izy avy eo, moa ho tonga maloto koa ve izany? Dia novalian’ny mpisorona hoe: –Eny, ho tonga maloto izany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Hagay: Raha misy maloto amim-paty mikasika ireo, moa ho tonga maloto koa va ireo? Dia namaly ny mpisorona nanao hoe: Ho tonga maloto ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Hagay: Raha misy maloto amim-paty mikasika ireo, moa ho tonga maloto koa va ireo? Dia namaly ny mpisorona hoe: Ho tonga maloto ireo.
malagasy
Ary hoy Hagay: Raha misy maloto amim-paty mikasika ireo, moa ho tonga maloto koa va ireo? Dia namaly ny mpisorona nanao hoe: Ho tonga maloto ireo.