Haggai 2:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Hagay: Tahaka izany ireto olona ireto ary tahaka izany ity firenena ity eo anatrehako, hoy NY TOMPO. Tahaka izany koa ny asan’ny tanany rehetra, fa izay ateriny ao dia maloto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- Dia niteny indray i Akjea nanao hoe: Toy izany ity vahoaka ity, toy izany ity firenena ity eo anatrehako, - - teny marin’i Iaveh; - toy izany ny asa rehetra ataon’ny tanany; izay ateriny eo dia maloto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy kosa i Hagay hoe: –Teny hentitra avy amin’ny TOMPO àry fa ho tahaka izany ny vahoakan’ity firenena ity sy ny asa rehetra vitany; ka izay atorony eo amin’ny alitara dia maloto avokoa.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly Hagay nanao hoe: Tahaka izany eo anatrehako ireto olona ireto, ary tahaka izany ity firenena ity, hoy Jehovah; ary tahaka izany koa ny asan'ny tànany rehetra; fa izay ateriny ao dia maloto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Hagay: Tahaka izany ireto olona ireto ary tahaka izany ity firenena ity eo anatrehako, hoy NY TOMPO. Tahaka izany koa ny asan’ny tanany rehetra, fa izay ateriny ao dia maloto.
malagasy