Haggai 2:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa miangavy anareo aho, hevero ny amin’izay hiseho hatramin’izao andro anio izao no ho mankarỳ. Fony tsy mbola nisy vato voarafitra tao amin’ny tempolin’NY TOMPO,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, hevero ny hatramin’izao anio izao no mankany; dia fony mbola tsy nisy vato nifanongoa, natao teo amin’ny Tempolin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa ny TOMPO hoe: –Hevero tsara izay zavatra hiseho aminareo manomboka anio. Talohan’ny nanangonanareo vato hananganana indray ny tempoliko,
Malagasy Bible 1865
Koa masìna ianareo, hevero ny hatramin'izao andro anio izao no ho mankary, dia fony tsy mbola nisy vato nifanongoa tao amin'ny tempolin'i Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa miangavy anareo aho, hevero ny amin’izay hiseho hatramin’izao andro anio izao no ho mankarỳ. Fony tsy mbola nisy vato voarafitra tao amin’ny tempolin’NY TOMPO,
malagasy
Koa masìna ianareo, hevero ny hatramin'izao andro anio izao no ho mankary, dia fony tsy mbola nisy vato nifanongoa tao amin'ny tempolin'i Jehovah;