Haggai 2:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vary main’ny hafanana sy maty fotsy ary ny havandra no namelezako anareo tamin’ny asan’ny tananareo rehetra; nefa tsy niverina Tamiko ihany ianareo, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiako tamin’ny vary maty fotsy, sy ny ahi-dratsy aman-kavandra ianareo; nasiako avokoa ny asan-tananareo; nefa tsy mbola niverina tamiko ihany ianareo, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nolevoniko ny vokatry ny asa rehetra vitanareo: rivo-mahery sy aretina ary havandra no nalefako hamely izay rehetra nambolenareo, nefa tsy nety niverina tamiko ianareo; Izaho Tompo no manao izany teny hentitra izany.
Malagasy Bible 1865
Ny vary main'ny rivotra sy maty fotsy sy ny havandra no namelezako anareo tamin'ny asan'ny tananareo rehetra; nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vary main’ny hafanana sy maty fotsy ary ny havandra no namelezako anareo tamin’ny asan’ny tananareo rehetra; nefa tsy niverina Tamiko ihany ianareo, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ny vary main'ny rivotra sy maty fotsy sy ny havandra no namelezako anareo tamin'ny asan'ny tananareo rehetra; nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah.