Haggai 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miangavy anareo aho, hevero izay hiseho hatramin’izao andro anio izao no ho mankarỳ, hatramin’ny andro fahefatra amby roapolo amin’ny volana fahasivy; eny, hatramin’ny andro nanorenana ny tempolin’NY TOMPO, hevero izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa diniho hatramin’izao anio izao no mankany, ny hatramin’ny andro faha-24n’ny volana fahasivy, ka hatramin’ny andro nanorenana ny Tempolin’i Iaveh, diniho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hevero tsara izay zavatra hiseho aminareo manomboka anio. Anio no andro faha-24 amin’ny volana fahasivy, dia ny andro nametrahana ny fototry ny tempoliko.
Malagasy Bible 1865
Masìna ianareo, hevero ny hatramin'izao andro anio izao no ho mankary, dia hatramin'ny andro fahefatra amby roa-polo amin'ny volana fahasivy, eny, hevero hatramin'ny andro nanorenana ny tempolin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miangavy anareo aho, hevero izay hiseho hatramin’izao andro anio izao no ho mankarỳ, hatramin’ny andro fahefatra amby roapolo amin’ny volana fahasivy; eny, hatramin’ny andro nanorenana ny tempolin’NY TOMPO, hevero izany!
malagasy