Haggai 2:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga fanindroany tamin’i Hagay ny tenin’NY TOMPO, tamin’ny andro fahefatra amby roapolo hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga fanindroany tamin’i Akjea ny tenin’i Iaveh, tamin’ny andro faha-24n’ny volana nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’io andro io ihany, andro faha-24 amin’y volana fahasivy, dia mbola nisy tenin’ny TOMPO fanindroany tamin’i Hagay.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga fanindroany tamin'i Hagay ny tenin'i Jehovah tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga fanindroany tamin’i Hagay ny tenin’NY TOMPO, tamin’ny andro fahefatra amby roapolo hoe:
malagasy
Ary tonga fanindroany tamin'i Hagay ny tenin'i Jehovah tamin'ny andro fahefatra amby roa-polo nanao hoe: