Haggai 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazao amin’i Zerobabela governora any Joda hoe: Hampihorohoroiko ny lanitra sy ny tany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazao amin’i Zôrôbabela, governora any Jodà, hoe: Hampihorohoroiko ny lanitra sy ny tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatra ho an’i Zerobabela governoran’i Joda izany, ka hoy i Hagay taminy: –Izao no teny hentitra ataon’ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Hohozongozoniko ny lanitra sy ny tany.
Malagasy Bible 1865
Lazao amin'i Zerobabela, governora any Joda, hoe: Hampihorohoroiko ny lanitra sy ny tany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazao amin’i Zerobabela governora any Joda hoe: Hampihorohoroiko ny lanitra sy ny tany;
malagasy
Lazao amin'i Zerobabela, governora any Joda, hoe: Hampihorohoroiko ny lanitra sy ny tany