Haggai 2:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza aminareo mbola velona no nahita ity trano ity tamin’ny voninahiny taloha? Fa manao ahoana kosa ny fahitanareo azy ankehitriny? Moa tsy toy ny tsinontsinona eo imasonareo va izy ity?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza aminareo sisa velona, no nahita ity Trano ity tanatin’ny vonihaniny taloha, sy ahoana no toetra ahitanareo azy ankehitriny? Tsy toy ny tsinontsinona eo imasonareo va ity?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza aminareo sisa ireo no mahatsiaro ny tempoly tamin’ny famirapirany taloha? Fa manao ahoana kosa ny fahitànareo azy ankehitriny? Moa tsy zava-poana sisa hitanareo?
Malagasy Bible 1865
Iza no mbola sisa aminareo, izay nahita ity trano ity tamin'ny voninahiny taloha? Fa manao ahoana kosa ny fahitanareo azy izao? Moa tsy toy ny tsinontsinona eo imasonareo ity?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza aminareo mbola velona no nahita ity trano ity tamin’ny voninahiny taloha? Fa manao ahoana kosa ny fahitanareo azy ankehitriny? Moa tsy toy ny tsinontsinona eo imasonareo va izy ity?
malagasy
Iza no mbola sisa aminareo, izay nahita ity trano ity tamin'ny voninahiny taloha? Fa manao ahoana kosa ny fahitanareo azy izao? Moa tsy toy ny tsinontsinona eo imasonareo ity?