Haggai 2:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny tenin’ny fanekena nataoko taminareo, fony nivoaka avy tany Ejipta ianareo, ary ny Fanahiko dia mitoetra ao aminareo; koa aza matahotra ianareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbola eo ihany ny fanekena nataoko taminareo, fony ianareo nivoaka avy tany Ejipta; ary mitoetra eo aminareo ny Fanahiko; koa aza matahotra akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
araka ny fanekempihavanana nataoko taminareo fony ianareo niala tany Ejipta. Ary hitoetra eo anivonareo ny Fanahiko; koa aza matahotra ianareo.
Malagasy Bible 1865
araka ny teny fanekena nataoko taminareo, fony nivoaka avy tany Egypta ianareo, ary ny Fanahiko dia mbola mitoetra ao aminareo ihany; koa aza matahotra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny tenin’ny fanekena nataoko taminareo, fony nivoaka avy tany Ejipta ianareo, ary ny Fanahiko dia mitoetra ao aminareo; koa aza matahotra ianareo!
malagasy
araka ny teny fanekena nataoko taminareo, fony nivoaka avy tany Egypta ianareo, ary ny Fanahiko dia mbola mitoetra ao aminareo ihany; koa aza matahotra ianareo.