Haggai 2:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hampihorohoroiko koa ny firenena rehetra ka ho avy izay zava-tsoan’ny firenena rehetra; ary hofenoiko voninahitra ity trano ity, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanozongozona ny firenena rehetra Aho ka ho tonga ny rakitry ny firenena rehetra; ary hofenoiko voninahitra ity trano ity, hoy i Iavehn’ny tafika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hakorontako ambony ambany ny firenen-drehetra. Hoentina eto, ny hareny rehetra ary dia hofenoiko famirapiratana indray ity trano ity, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
ary hampihorohoroiko koa ny firenena rehetra, ka ho avy izay irin'ny firenena rehetra; ary hofenoiko voninahitra ity trano ity, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hampihorohoroiko koa ny firenena rehetra ka ho avy izay zava-tsoan’ny firenena rehetra; ary hofenoiko voninahitra ity trano ity, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
ary hampihorohoroiko koa ny firenena rehetra, ka ho avy izay irin'ny firenena rehetra; ary hofenoiko voninahitra ity trano ity, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.