Haggai 2:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ahy ny volafotsy ary Ahy ny volamena, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahy ny volafotsy, Ahy ny volamena, - teny marin’i Iavehn’ny tafika. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahy avokoa manko ny volamena sy volafotsy eran’izao tontolo izao; izany no teny hentitra avy amiko TOMPOn’izao rehetra izao.
Malagasy Bible 1865
Ahy ny volafotsy, ary Ahy ny volamena, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ahy ny volafotsy ary Ahy ny volamena, hoy Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Ahy ny volafotsy, ary Ahy ny volamena, hoy Jehovah, Tompon'ny maro.