Hebrews 1:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izao koa: «Ianao, TOMPO ô, tany aloha no nanorenanao ny tany, ary asan’ny tananao ny lanitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao koa: Ianao, Tompo ô, no nanorina ny tany tamin’ny voalohany, ary asan-tananao ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa Andriamanitra hoe: «Ianao, Tompo ô, no nanorina ny tany tamin’ny voalohany; ary ny lanitra dia asan’ny tananao.
Malagasy Bible 1865
Ary izao koa: "Hianao, Jehovah ô, tany aloha no nanorenanao ny tany, Ary asan'ny tananao ny lanitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izao koa: «Ianao, TOMPO ô, tany aloha no nanorenanao ny tany, ary asan’ny tananao ny lanitra;
malagasy
Ary izao koa: "Hianao, Jehovah ô, tany aloha no nanorenanao ny tany, Ary asan'ny tananao ny lanitra;