Hebrews 1:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ireo dia ho levona, fa Ianao no maharitra; ho rovitra toy ny fitafiana izy rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo ho levona, fa Ianao haharitra; ho tonta toy ny fitafiana izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo ho levona, fa Ianao kosa maharitra. Ny tany sy ny lanitra dia ho tonta toy ny fitafiana
Malagasy Bible 1865
Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Ary izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ireo dia ho levona, fa Ianao no maharitra; ho rovitra toy ny fitafiana izy rehetra,
malagasy
Ireo dia ho levona, fa Hianao no maharitra; Ary izy rehetra ho rovitra toy ny fitafiana,