Hebrews 1:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary toy ny lamba no hamalonanao azy, dia toy ny fitafiana izay hovana; fa Ianao no tsy miova, ary ny taonanao no tsy ho tapitra» (Sal 102.25-27).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary havalonao toy ny lamba, ka hovana avokoa; fa Ianao no tsy miova, ary ny taonanao no tsy ho tapitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy havalonao toy ny lamba, ka hovana toy ny fitafiana. Ianao kosa dia mbola Ianao ihany, ary tsy manam-pahataperana ny fiainanao.»
Malagasy Bible 1865
Ary toy ny lamba no hamalonanao azy, Dia toy ny fitafiana, ka hovana izy; Fa Hianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra" (Sal 102.25-27).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary toy ny lamba no hamalonanao azy, dia toy ny fitafiana izay hovana; fa Ianao no tsy miova, ary ny taonanao no tsy ho tapitra» (Sal 102.25-27).
malagasy
Ary toy ny lamba no hamalonanao azy, Dia toy ny fitafiana, ka hovana izy; Fa Hianao no tsy miova, Ary ny taonanao no tsy ho tapitra" (Sal 102.25-27).