Hebrews 1:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa anjely iza no mba nilazany hoe: «Mipetraha eo ankavanako, ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao»? (Sal 110.1)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary iza tamin’ny Anjely no nataony hoe: Mipetraha eo ankavanako, ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy na oviana na oviana anjely nilazan’Andriamanitra hoe: «Mipetraha amin’ny sezafiandrianana eto ankavanako; Izaho kosa hanao ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao!»
Malagasy Bible 1865
Fa anjely iza no mba nilazany hoe: "Mipetraha eo an-tanako ankavanana, Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao"? (Sal. 110. 1.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa anjely iza no mba nilazany hoe: «Mipetraha eo ankavanako, ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao»? (Sal 110.1)
malagasy
Fa anjely iza no mba nilazany hoe: "Mipetraha eo an-tanako ankavanana, Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao"? (Sal. 110. 1.)Tsy fanahy manompo va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an'izay handova famonjena? [Na: manao fanompoam-pivavahana]