Hebrews 1:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fanahy manompo va izy rehetra, irahina hanao fanompoana ho an’izay handova famonjena?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa tsy fanahy manompo va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an’izay handova ny famonjena?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona moa ny anjely? Fanahy manompo an’Andriamanitra izy rehetra, ka irahiny mba hanasoa ireo olona natao handray famonjena.
Malagasy Bible 1865
Tsy fanahy manompo va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an'izay handova famonjena?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fanahy manompo va izy rehetra, irahina hanao fanompoana ho an’izay handova famonjena?
malagasy
Tsy fanahy manompo va izy rehetra, nirahina hanao fanompoana ho an'izay handova famonjena? [Na: manao fanompoam-pivavahana]