Hebrews 1:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany izay voatendriny ho mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa amin’izao andro farany izao kosa indray, dia tamin’ny Zanany no nitenenany tamintsika, dia Ilay notendreny ho mpandova ny zavatra rehetra, sy nahariany an’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa amin’izao andro farany izao kosa dia tamin’ny alalan’ny Zanany no nitenenany tamintsika. Io Zanany io no naharian’Andriamanitra izao tontolo izao, ary notendreny koa ho mpandova ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
dia amin'izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany izay voatendriny ho mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao,
malagasy
dia amin'izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao,