Hebrews 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka natao tsara noho ny anjely, araka ny nandovany anarana tsara noho ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka natao ambonin’ny Anjely, arakaraka ny fahambonian’Anarana nolovany, fa tsy tahaka ny azy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ambony lavitra noho ny anjely ny Zanaka, satria nandova anarana tsara noho ny an’ireo.
Malagasy Bible 1865
ka natao tsara noho ny anjely, araka ny nandovany anarana tsara noho ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka natao tsara noho ny anjely, araka ny nandovany anarana tsara noho ireny.
malagasy