Hebrews 1:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa anjely iza no mba nilazany hoe: «Zanako Ianao, Izaho no niteraka Anao androany» (Sal 2.7)? Ary koa: «Izaho ho Rainy ary Izy ho Zanako» (2Sam 7.14)?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Anjely iza no mba nilazan’Andriamanitra hoe: Zanako Ianao, Izaho no niteraka Anao androany? sy ny hoe: Izaho no Rainy, ary Izy no Zanako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy nisy na oviana na oviana anjely nilazan’Andriamanitra hoe: «Zanako Ianao, Ray niteraka Anao Aho manomboka anio!» Ary koa hoe: «Izaho ho Rainy, ary Izy ho Zanako!»
Malagasy Bible 1865
Fa anjely iza no mba nilazany hoe: "Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany"? (Sal.2.7). Ary koa: "Izaho ho Rainy, Ary Izy ho Zanako"? (2 Sam. 7.14.)
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa anjely iza no mba nilazany hoe: «Zanako Ianao, Izaho no niteraka Anao androany» (Sal 2.7)? Ary koa: «Izaho ho Rainy ary Izy ho Zanako» (2Sam 7.14)?
malagasy
Fa anjely iza no mba nilazany hoe: "Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany"? (Sal.2.7). Ary koa: "Izaho ho Rainy, Ary Izy ho Zanako"? (2 Sam. 7.14.)