Hebrews 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin’izao fiainana izao Izy dia niteny hoe: «Ary aoka ny anjelin’Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anoloany» (Sal 97.7).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa mampiditra ny Lahimatoa atỳ ambonin’ny tany indray izy, dia manao hoe: Aoka hitsaoka azy ny Anjelin’Andriamanitra rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nampiditra ny Zanany lahimatoa ho eto amin’ izao tontolo izao Andriamanitra, dia niteny hoe: «Aoka ny anjelin’Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anatrehany!»
Malagasy Bible 1865
Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin'izao fiainana izao indray, dia hoy Izy: "Ary aoka ny anjelin'Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anoloany" (Sal. 97.7).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin’izao fiainana izao Izy dia niteny hoe: «Ary aoka ny anjelin’Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anoloany» (Sal 97.7).
malagasy
Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin'izao fiainana izao indray, dia hoy Izy: "Ary aoka ny anjelin'Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anoloany" (Sal. 97.7).