Hebrews 1:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anjely dia ilazany hoe: «Manao ny anjeliny ho rivotra Izy ary ny mpanompony ho lelafo» (Sal 104.4).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Anjely lazainy hoe: Nanao ny Anjeliny ho rivotra Izy, ary ny mpanompony ho lelafo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sady izao no voalazan’Andriamanitra momba ny anjely: «Andriamanitra dia nanao ny anjeliny ho rivotra ary ny mpanompony ho lelafo.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny anjely dia ilazany hoe: "Izy manao ny anjeliny ho rivotra, Ary ny mpanompony ho lelafo" (Sal.104. 4).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anjely dia ilazany hoe: «Manao ny anjeliny ho rivotra Izy ary ny mpanompony ho lelafo» (Sal 104.4).
malagasy
Ary ny anjely dia ilazany hoe: "Izy manao ny anjeliny ho rivotra, Ary ny mpanompony ho lelafo" (Sal.104. 4).