Hebrews 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny Zanaka kosa dia nilazany hoe: «Ny sezafiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; ary ny tehin’ny fahitsiana no tehim-panjakanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny Zanaka kosa ataony hoe: Ny seza fiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria, ary ny tehim-pahitsiana no tehim-panjakanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny amin’ilay Zanaka kosa dia hoy Izy hoe: «Ny sezafiandriananao, Andriamanitra ô, dia maharitra mandrakizay mandrakizay; araka ny hitsiny no itondranao ny Fanjakànao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny Zanaka kosa dia nilazany hoe: "Ny seza fiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; Ary ny tehim-pahitsiana no tehim-panjakanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny Zanaka kosa dia nilazany hoe: «Ny sezafiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; ary ny tehin’ny fahitsiana no tehim-panjakanao.
malagasy
Fa ny Zanaka kosa dia nilazany hoe: "Ny seza fiandriananao, Andriamanitra ô, dia mandrakizay doria; Ary ny tehim-pahitsiana no tehim-panjakanao;