Hebrews 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tianao ny fahamarinana fa halanao ny heloka; koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanosotra diloilom-pifaliana Anao mihoatra noho ny namanao» (Sal 45.6-7).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tia ny fahamarinana Ianao, fa mankahala ny heloka kosa, ka nohosoran’Andriamanitra, izay Andriamanitrao, diloilom-pifaliana mihoatra noho ny namanao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tia rariny Ianao fa hàlanao kosa ny ratsy; noho izany Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, dia nifidy sy nanokana Anao fa tsy ireo namanao, ka nampidina diloilom-pifaliana teo an-dohanao.»
Malagasy Bible 1865
Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; Koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana Anao Mihoatra noho ny namanao" (Sal. 45.6, 7).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tianao ny fahamarinana fa halanao ny heloka; koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanosotra diloilom-pifaliana Anao mihoatra noho ny namanao» (Sal 45.6-7).
malagasy
Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny heloka; Koa Andriamanitra, dia Andriamanitrao, efa nanoso-diloilo fifaliana Anao Mihoatra noho ny namanao" (Sal. 45.6, 7).