Hebrews 10:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ny lalàna dia mitondra aloky ny zava-tsoa ho avy, fa tsy ny tena endrik’ireny. Ny lalàna dia tsy mahatonga ho tanteraka ny olona izay manatona ka mitondra fanatitra atolotra tsy tapaka isan-taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Lalàna moa dia tsy misy afa-tsy aloky ny soa ho avy, fa tsy ny tena endri-javatra, ka ireny sorona tsy niova sy fanatitra isan-taona ireny dia tsy nahalavorariany izay olona nanatona velively akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fanehoana ny tena izy tsy akory ny lalàna jiosy, fa tandindon’ny zava-tsoa ho avy. Tsy mahatanteraka velively ny olona manantena an’Andriamanitra ny lalàna jiosy, na dia naverimberina isan-taona hatrany hatrany aza ny fanolorana ireo sorona ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa ny lalàna, izay misy aloky ny zava-tsoa ho avy, fa tsy ny tena endrik'izany zavatra izany, dia tsy mba mahatanteraka ny olona manatona amin'izay fanatitra ateriny mandrakariva isan-taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa ny lalàna, izay misy aloky ny zava-tsoa ho avy, fa tsy ny tena endrik'izany zavatra izany, dia tsy mba mahatanteraka ny olona manatona amin'izay fanatitra ateriny mandrakariva isan-taona.