Hebrews 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpisorona rehetra dia mitsangana isanandro manao fanompoam-pivavahana sy manolotra ireny fanatitra ireny ihany matetika, saingy tsy mahaisotra ny ota ireny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny mpisorona rehetra dia mijoro isan’andro hanao ny raharahany, sy manolotra matetika ireny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorona rehetra dia samy nijoro isan’andro manao fanompoam-pivavahana sy manolotra matetika ny sorona fanaony, izay sorona tsy mahaisotra ny fahotana velively.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona rehetra dia mitsangana isan'andro manao fanompoam-pivavahana sy manatitra ireny fanatitra ireny ihany matetika izay tsy mahaisotra ny ota;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpisorona rehetra dia mitsangana isanandro manao fanompoam-pivavahana sy manolotra ireny fanatitra ireny ihany matetika, saingy tsy mahaisotra ny ota ireny;
malagasy
Ary ny mpisorona rehetra dia mitsangana isan'andro manao fanompoam-pivavahana sy manatitra ireny fanatitra ireny ihany matetika izay tsy mahaisotra ny ota;