Hebrews 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa Izy kosa, rehefa avy nanolotra fanatitra iray monja ho mandrakizay noho ny ota, dia mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Izy kosa, indray mandeha monja no nanolotra sorona noho ny ota, dia mipetraka mandrakizay eo ankavanan’Andriamanitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Kristy kosa dia nanolotra sorona fanalana ny ota indray mandeha monja ho sorona manan-kery mandrakizay, ary efa mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra;
Malagasy Bible 1865
fa Izy kosa, rehefa nanao fanatitra iray monja ho mandrakizay noho ny ota, dia efa mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa Izy kosa, rehefa avy nanolotra fanatitra iray monja ho mandrakizay noho ny ota, dia mipetraka eo ankavanan’Andriamanitra.
malagasy
fa Izy kosa, rehefa nanao fanatitra iray monja ho mandrakizay noho ny ota, dia efa mipetraka eo an-tanana ankavanan'Andriamanitra, [ Na: noho ny ota, dia efa mipetraka mandrakizay]