Hebrews 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hatramin’izao dia miandry Izy mandra-panaony ny fahavalony ho fitoeran-tongony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hatramin’izao Izy dia miandry ny hanaovana ny fahavalony ho fitoeran-tongony rahatrizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka dia eo Izy ankehitriny miandry ny hanaovan’Andriamanitra ny fahavalony ho fitoeran-tongony.
Malagasy Bible 1865
ka hatramin'izao dia miandry Izy mandra-panaony ny fahavalony ho fitoeran-tongony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hatramin’izao dia miandry Izy mandra-panaony ny fahavalony ho fitoeran-tongony.
malagasy
ka hatramin'izao dia miandry Izy mandra-panaony ny fahavalony ho fitoeran-tongony.