Hebrews 10:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fanatitra iray ihany no efa nahatanterahany ho mandrakizay izay olona hamasinina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanatitra iray monja dia ampy handavorariany mandrakizay izay nohamasininy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, i Kristy no nandavorary mandrakizay, tamin’ny fanatitra iray ihany, ireo olona efa nodioviny ho afaka amin’ny ota.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fanatitra iray ihany no efa nahatanterahany ho mandrakizay izay olona hamasinina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fanatitra iray ihany no efa nahatanterahany ho mandrakizay izay olona hamasinina.
malagasy