Hebrews 10:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manambara izany amintsika koa ny Fanahy Masina; fa rehefa voalazany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary asehon’ny Fanahy Masina amintsika koa izany; fa rehefa voalazany hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ambaran’ny Fanahy Masina amintsika koa izany, fa hoy Izy aloha hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fanahy Masina koa manambara izany amintsika; fa rehefa voalazany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manambara izany amintsika koa ny Fanahy Masina; fa rehefa voalazany hoe:
malagasy
Ary ny Fanahy Masina koa manambara izany amintsika; fa rehefa voalazany hoe: