Hebrews 10:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Izao no fanekena hataoko aminy rehefa afaka izany andro izany, hoy NY TOMPO: Hataoko ao am-pony ny lalànako sady hosoratako ao an-tsainy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanekena toy izao no hataoko amin’ny fianakavian’i Israely rehefa afaka izany andro izany, dia hoy indray ny Tompo: Halatsako ao an-tsainy ny lalàko, ary hosoratako ao am-pony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no Fanekempihavanana hataoko amin’ny vahoaka Israely rehefa afaka izany andro izany, hoy ny Tompo: Hataoko ao an-tsainy ny lalànako, ary hosoratako ao am-pony.»
Malagasy Bible 1865
"Izao no fanekena hataoko aminy, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Hataoko ao am-pony ny lalàko, Sady hosoratako ao an-tsainy,"
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Izao no fanekena hataoko aminy rehefa afaka izany andro izany, hoy NY TOMPO: Hataoko ao am-pony ny lalànako sady hosoratako ao an-tsainy;
malagasy
"Izao no fanekena hataoko aminy, Rehefa afaka izany andro izany, hoy Jehovah: Hataoko ao am-pony ny lalàko, Sady hosoratako ao an-tsainy,"