Hebrews 10:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fahotany sy ny helony dia tsy hotsarovako intsony» (Jer 31.33-34).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka havelako ny hadisoany, ary tsy ho tsaroako ny fahotany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa ny Fanahy Masina hoe: «Tsy hotsarovako intsony ny fahotany sy ny helony.»
Malagasy Bible 1865
dia hoy koa Izy: "Ny fahotany sy ny helony tsy hotsarovako intsony" (Jer. 31.33, 34).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fahotany sy ny helony dia tsy hotsarovako intsony» (Jer 31.33-34).
malagasy
dia hoy koa Izy: "Ny fahotany sy ny helony tsy hotsarovako intsony" (Jer. 31.33, 34).