Hebrews 10:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany, ry rahalahy, dia manana fahatokiana hiditra ao amin’ny fitoerana masina isika noho ny ran’i Jesosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa amin’izany, ry kristianina havana, noho ny ran’i Jesoa, izay nahafaka malalaka antsika hiditra amin’ny fitoerana masina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa isika, ry havana, dia manana ny tena fahafahana hiditra ao amin’ny Toeramasina Indrindra, noho ny ra nafoin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany, ry rahalahy. satria manana fahatokiana hiditra ao amin'ny fitoerana masina isika noho ny ran'i Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany, ry rahalahy, dia manana fahatokiana hiditra ao amin’ny fitoerana masina isika noho ny ran’i Jesosy,
malagasy
[Teny famporisihana sy fananarana ho an'izay nihamalaina ka mila hihemotra] Koa amin'izany, ry rahalahy. satria manana fahatokiana hiditra ao amin'ny fitoerana masina isika noho ny ran'i Jesosy,