Hebrews 10:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy izany dia tsy ho nitsahatra va ireny fanolorana fanatitra ireny ka ireo izay mandray anjara amin’izany fanompoam-pivavahana izany dia ho efa voadio indray mandeha ary tsy henjehin’ny fieritreretany ny amin’ny fahotany intsony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy izany, tsy ho nitsahatra nanatitra va ny olona, satria rehefa voadio indray mandeha ny mpanatitra, dia tsy ho nahare intsony hoe nanota izy tamin’ny fieritreretany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mba voadio tanteraka ho afaka tamin’ny otany tokoa ireo mpanao izany fanompoam-pivavahana izany, dia tsy hoenjehin’ny fieritreretany intsony, ka ho nitsahatra nanolotra sorona.
Malagasy Bible 1865
Raha izany, dia tsy ho nitsahatra va ny nanaterany ireo, satria rehefa nodiovina indray mandeha ny mpivavaka, dia tsy ho nasian'ny fieritreretany ny ota intsony izy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Raha izany, dia tsy ho nitsahatra va ny nanaterany ireo, satria rehefa nodiovina indray mandeha ny mpivavaka, dia tsy ho nasian'ny fieritreretany ny ota intsony izy?