Hebrews 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
amin’izay lalana natokany ho antsika, dia lalana vaovao sady velona, namakivaky teo amin’ny efitra lamba, dia ny nofony izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mihazo ny lalam-baovao sy velona nosantarany ho antsika mamaky ny efitra lamba, izany hoe ny nofony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanokafany lalana vaovao mitondra amin’ny fiainana isika: dia lalana mamaky eo amin’ny efitra lamba, izany hoe eo amin’ny tenan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
amin'izay lalana natokany ho antsika, dia lalana vaovao sady velona, namaky teo amin'ny efitra lamba, dia ny nofony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
amin’izay lalana natokany ho antsika, dia lalana vaovao sady velona, namakivaky teo amin’ny efitra lamba, dia ny nofony izany,
malagasy
amin'izay lalana natokany ho antsika, dia lalana vaovao sady velona, namaky teo amin'ny efitra lamba, dia ny nofony,