Hebrews 10:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sady manana mpisorona lehibe mitandrina ny tranon’Andriamanitra isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sy noho isika manana mpisorom-be mitandrina ny tranon’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana Mpisorona lehibe izay mifehy ny tranon’Andriamanitra isika;
Malagasy Bible 1865
sady manana Mpisorona lehibe mitandrina ny tranon'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sady manana mpisorona lehibe mitandrina ny tranon’Andriamanitra isika.
malagasy
sady manana Mpisorona lehibe mitandrina ny tranon'Andriamanitra,