Hebrews 10:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary aoka hifandinika isika mba hampandroso ny fitiavana sy ny asa soa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka isika samy hifampihevitra ka hifampirisika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara.
Malagasy Bible 1865
ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara.
malagasy
ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara;