Hebrews 10:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria rehefa mahalala ny marina isika no minia manota indray, dia tsy misy sorona hafa noho ny ota intsony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria efa nandray ny fahalalana tsara ny fampianarana marim-pototra isika no mbola minia manota ihany, dia tsy misy sorona ho afa-manala ny ota intsony;
Malagasy Bible 1865
Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony,
malagasy
Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony,