Hebrews 10:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa fiandrasana mahatahotra amin’ny fitsarana ary fahatezerana mirehitra izay handany ny fahavalo rehetra kosa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa dia fiandrasana mahatsiravina ny fitsarana sy hatezeran’ny afo handevona ny mpikomy no sisa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa ny andrasantsika amin-tahotra dia ilay andro fitsarana sy ny afo midedadeda handevona ny fahavalon’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
fa fiandrasana mahatahotra amin'ny fitsarana ary fahatezerana mirehitra izay handany ny fahavalo rehetra kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa fiandrasana mahatahotra amin’ny fitsarana ary fahatezerana mirehitra izay handany ny fahavalo rehetra kosa.
malagasy
fa fiandrasana mahatahotra amin'ny fitsarana ary fahatezerana mirehitra izay handany ny fahavalo rehetra kosa.