Hebrews 10:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manohitra ny lalànan’i Mosesy dia maty amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindrampo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novonoina tsy nasiana famindram-po akory izay nandika ny Lalàn’i Môizy, notondroin’ny vavolombelona roa na telo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mandika ny lalànan ’i Mosesy dia vonoina tsy asiana indrafo, rehefa hita fa meloka araka ny tenin’ny vavolombelona roa na telo.
Malagasy Bible 1865
Izay manohitra ny lalàn'i Mosesy dia maty amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindram-po;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manohitra ny lalànan’i Mosesy dia maty amin’ny tenin’ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindrampo.
malagasy
Izay manohitra ny lalàn'i Mosesy dia maty amin'ny tenin'ny vavolombelona roa na telo ka tsy asiana famindram-po;