Hebrews 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa amin’ireny fanatitra ireny dia misy fahatsiarovana ny ota isan-taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa isan-taona dia nahatsiaro ny fahotany ihany ny olona tamin’ireny sorona ireny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny asan’ireo sorona ireo dia ny mampahatsiaro ny olona isan-taona ny fahotany;
Malagasy Bible 1865
Fa amin'ireo dia misy fahatsiarovana ny ota isan-taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa amin’ireny fanatitra ireny dia misy fahatsiarovana ny ota isan-taona.
malagasy
Fa amin'ireo dia misy fahatsiarovana ny ota isan-taona.